Fanampiana amin’ny fandalinana
Vavolombelon’ny Bokin’i Môrmôna


Vavolombelon’ny Bokin’i Môrmôna

Nandidy olon-kafa ankoatra ny mpaminany Joseph Smith ny Tompo ho vavolombelona manambara ny maha-avy amin’ Andriamanitra ny Bokin’i Môrmôna (F&F 17; 128:20). Jereo ny Fanambaran’ireo vavolombelona ao amin’ny “Teny fanolorana” ao amin’ny fanombohan’ny Bokin’i Môrmôna.