Fanampiana amin’ny fandalinana
Kaiafa


Kaiafa

Ao amin’ny Testamenta Vaovao, mpisorona avo sady vinantolahin’i Anasy. Kaiafa dia nandray anjara mavitrika tamin’ny fanoherana an’i Jesoa sy ny mpianany (Mat. 26:3–4; Jao. 11:47–51; 18:13–14).