Fanampiana amin’ny fandalinana
Jodasy, Rahalahin’i Jakoba


Jodasy, Rahalahin’i Jakoba

Ao amin’ny Testamenta Vaovao, anankiray tamin’ireo Apôstôly Roa ambin’ny folo voalohan’i Jesoa Kristy (Lio. 6:13–16). Ny nahafantarana azy koa angamba dia ny hoe Lebeo Tadeo (Mat. 10:2–4).