Fanampiana amin’ny fandalinana
Fiteny


Fiteny

Teny voasoratra na am-bava, narafitra araka ny lamina manokana mba hampitana vaovao na eritreritra na hevitra. Ny fomba fampiasantsika ny fiteny dia maneho ny zavatra tsapantsika amin’ Andriamanitra sy ny olon-kafa. Amin’ny Fiavian’i Jesoa Kristy Fanindroany, dia homen’ny Tompo fiteny madio ny olombelona (Zef. 3:8–9).