Fanampiana amin’ny fandalinana
Kimball, Spencer W.


Kimball, Spencer W.

Filoha faharoa ambin’ny folo tao amin’ny fiangonana hatramin’ny nananganana azy tamin’ny taona 1830. Nanompo teo amin’ny toeran’ny Filoha i Spencer W. Kimball nanomboka tamin’ny volana desambra 1973 ka hatramin’ny volana nôvambra 1985. Teraka tamin’ny taona 1895 izy ary maty tamin’ny taona 1985 teo amin’ny fahasivifolo taonany.