Fanampiana amin’ny fandalinana
Woodruff, Wilford


Woodruff, Wilford

Filoha fahefatry ny Fiangonana taorian’ny Famerenana tamin’ny laoniny ny filazantsara tamin’ny alalan’ny Mpaminany Joseph Smith. Teraka tamin’ny taona 1807 izy ary maty tamin’ny taona 1898.