Fanampiana amin’ny fandalinana
Cowdery, Oliver


Cowdery, Oliver

Loholona faharoa tao amin’ny Fiangonana naverina ho amin’ny laoniny ary anankiray tamin’ireo Vavolombelona Telo izay nanambara ny maha-avy amin’ Andriamanitra sy ny fahamarinan’ny Bokin’i Môrmôna. Izy no nandray an-tsoratra raha nandika ny Bokin’i Môrmôna avy tamin’ireo takela-bolamena i Joseph Smith (JS—T 1:66–68).