Fanampiana amin’ny fandalinana
Samsona


Samsona

Ao amin’ny Testamenta Taloha, faharoa ambin’ny folo tamin’ireo “mpitsara” an’i Isiraely. Fantatra tamin’ny fananany tanjaka ara-batana lehibe izy, saingy tsy hendry tao amin’ny safidy ara-pitondrantena sy ny asany sasany (Mpits. 13:24–16:31).