Fanampiana amin’ny fandalinana
Fahariana


Fahariana

Mandamina. Andriamanitra, rehefa niasa tamin’ny alalan’i Jesoa Kristy zanany, dia nandamina ireo singa teo amin’ny zavaboary mba hamoronana ny lanitra sy ny tany. Ny Ray any an-danitra sy i Jesoa Kristy dia nahary ny olona araka ny endriny (Mos. 2:26–27).