Fanampiana amin’ny fandalinana
Manatona


Manatona

Ao amin’ny soratra masina, matetika ny dikan’izany dia hoe manakaiky ny olona iray amin’ny fanarahana na ny fankatoavana, toy ny ao amin’ny fehezanteny hoe: “manatòna an’i Kristy ary aoka hatao tanteraka ao Aminy”. (Môrô. 10:32).