Fanampiana amin’ny fandalinana
Belsazara


Belsazara

Ao amin’ny Testamenta Taloha: ny mpanjaka farany tao Babylona, nanjaka talohan’ny nanjanahan’i Kirosy an’i Babylona; zanakalahin’i Nebokadnezara sady mpandimby azy (Dan. 5:1–2).