Fanampiana amin’ny fandalinana
Damaskosy


Damaskosy

Tanàna fahiny tany Syria.

Damaskosy dia miorina eo amin’ny lemaka lonaka amoron’ny efitra sady tsara tondraky ny renirano Barada. Voalaza matetika ao amin’ny soratra masina izy (manomboka ao amin’ny Gen. 14:15). Teny an-dalana ho any Damaskosy i Paoly raha niseho taminy ny Tompo efa nitsangana tamin’ny maty (Asa 9:1–27; 22:5–16; 26:12–20).