Fanampiana amin’ny fandalinana
Smith, Joseph, rainy


Smith, Joseph, rainy

Rain’ny Mpaminany Joseph Smith. Teraka ny 12 jolay 1771 izy. Nanambady an’i Lucy Mack izy ary niteraka zaza sivy izy ireo (JS—T 1:4). Lasa mpino mahatoky ny Famerenana amin’ny laoniny amin’ny andro farany sy patriarika voalohany tao amin’ny Fiangonana i Joseph. Maty ny 14 septambra 1840 izy.