Fanampiana amin’ny fandalinana
Imanoela


Imanoela

Anankiray amin’ireo anaran’i Jesoa Kristy. Avy amin’ny teny Hebreo izany ary “momba antsika Andriamanitra” no heviny.

Imanoela dia anarana sady anaram-boninahitra nomena ho famantarana ny fanafahan’ Andriamanitra (Isa. 7:14). Ny filazan’i Isaia an’i Imanoela dia nahariharin’i Matio indrindra ho toy ny faminaniana ny amin’ny fahaterahan’i Jesoa teo amin’ny fiainana mety maty (Mat. 1:18–25). Hita koa ao amin’ny soratra masin’ny andro farany ilay anarana (2 Ne. 17:14; 18:8; F&F 128:22).