Fanampiana amin’ny fandalinana
Bokin’ireo Didy


Bokin’ireo Didy

Tamin’ny taona 1833, ny maro tamin’ireo fanambarana voarain’i Joseph Smith Mpaminany dia nomanina mba havoaka ho bookie ka hitondra ny lohateny hoe: A Book of Commandments for the Government of the Church of Christ. Nanohy ny fifandraisany tamin’ireo mpanompony ny Tompo ka ireo fanambarana voangona sady nampiana dia navoaka roa taona taty aoriana ho ilay hoe Fotopampianarana sy Fanekempihavanana.