Fanampiana amin’ny fandalinana
Mozika


Mozika

Feon-kira sy paika hiraina sy lalaovina hatramin’ny andron’ny Baiboly, mba hoenti-maneho fifaliana, fiderana ary fihobiana (2 Sam. 6:5). Mety ho endrika vavaka izany. Azo inoana fa ny salamo dia nohiraina tamin’ny feon-kira tsotra narahin-java-maneno.