Fanampiana amin’ny fandalinana
Nehôra


Nehôra

Lehilahy ratsy fanahy ao amin’ny Bokin’i Môrmôna. I Nehôra no anisan’ny voalohany nampiasa ny komiberaky ny mpisorona teo anivon’ny Nefita. Novonoina noho ny helony i Nehôra rehefa avy nitondra fampianaran-diso sy namono an’i Gideôna (Almà 1). Nanohy ny fampianarana sy ny fanao ratsiny ireo mpanara-dia an’i Nehôra, fotoana maro taorian’ny nahafatesany.