Fanampiana amin’ny fandalinana
Hyde, Orson


Hyde, Orson

Mpikambana tao amin’ny Kôlejy Voalohan’ny Apôstôly Roa ambin’ny folo, nantsoina tamin’izao fotoampitantanana izao (F&F 68:1–3; 75:13; 102:3; 124:128–129). Nanefa iraka maro ho an’ny Fiangonana izy ka anisan’izany ny fanokanana ny Tany Masina ho fodian’ny vahoaka Jiosy.