Fanampiana amin’ny fandalinana
Liahôna


Liahôna

Ao amin’ny Bokin’i Môrmôna, bola varahina misy sahaza roa izay manondro lalana, toy ny kômpà—ary koa nanome toromarika ara-panahy an’i Lehia sy ireo mpanaraka azy rehefa nanao ny marina izy ireo. Nanome ny Liahôna ny Tompo ary nanome toromarika tamin’ny alalany.