Fanampiana amin’ny fandalinana
Patriarika


Patriarika

Milaza karazana Patriarika roa ny Soratra Masina: (1) anjara fanompoana voatokana amin’ny fisoronana Melkizedeka, izay antsoina hoe “evanjelistra” indraindray; (2) raim-pianakaviana. Ny Patriarika voatokana dia manome tsodrano manokana ireo mpikambana mendrika ao amin’ny Fiangonana.

Patriarika voatokana

Ray