Fanampiana amin’ny fandalinana
Manifestô


Manifestô

Filazana ôfisialy nataon’ny filoha Wilford Woodruff tamin’ny 1890, izay manambara mazava fa ny fiangonana sy ny mpikambany dia manoa ny lalàn’ny tany ary tsy manao fampakarana vady maro intsony (FÔ 1). Namoaka ny Manifestô ny Filoha Woodruff taorian’ny fahitana sy fanambarana avy amin’ Andriamanitra.