Fanampiana amin’ny fandalinana
Zedekia


Zedekia

Ao amin’ny Testamenta Taloha, ny mpanjakan’i Joda farany (2 Mpan. 24:17–20; 25:2–7). Nampigadra ny mpaminany Jeremia i Zedekia (Jer. 32:1–5), ary i Jeremia no naminany ny fahababoan’i Zedekia (Jer. 34:2–8, 21). Nipetraka tany Jerosalema i Lehia sy ny fianakaviany nandritra ny taona voalohany nanjakan’i Zedekia (1 Ne. 1:4). Maty avokoa ny zanakalahin’i Zedekia afa-tsy iray monja; nandositra tany amin’ny ila-bolantany andrefana i Mioleka zananilahy (Jer. 52:10; Ômn. 1:15; Hel. 8:21).