Fanampiana amin’ny fandalinana
Egyptosa


Egyptosa

Sady anaran’ny vadiny no anaran’ny iray amin’ny zanakavavin’i Hama, ilay zanakalahin’i Noa. Ny hevitry ny teny amin’ny Kaldeana dia “Egypta” na “izay voarara” (Abr. 1:23–25).