Fanampiana amin’ny fandalinana
Eveka


Eveka

Adika hoe “mpitandrina”, anjara fanompoana na toeran’ny tompon’andraikitra iray. Ny eveka dia anjara fanompoana ao amin’ny Fisoronana Aharôna izay anokanana olona (F&F 20:67; 107:87–88), ary mpitsara tsotra eo amin’ny Isiraely ny eveka (F&F 107:72, 74).