Fanampiana amin’ny fandalinana
Labana, Anadahin’i Rebeka


Labana, Anadahin’i Rebeka

Ao amin’ny Testamenta Taloha, anadahin’i Rebeka sady rain’i Lea sy i Rahely vadin’i Jakoba (Gen. 24:29–60; 27:43–44; 28:1–5; 29:4–29; 30:25–42; 31).