Fanampiana amin’ny fandalinana
Lamina miray


Lamina miray

Fandaminana izay tamin’ny alalany no nikatsahan’ireo olomasina tany am-piandohan’ny Fiangonana naverina tamin’ny laoniny hiainana ny lalànan’ny fanokanana. Ny tsirairay dia nifampizara ny fananany, ny entam-barony, ary ny tombony, ka nandray ireo zavatra ireo araka izay notadiaviny sy nilainy (F&F 51:3; 78:1–15; 104).