Fanampiana amin’ny fandalinana
Komôrà, Havoan’i


Komôrà, Havoan’i

Havoana kely hita ao New York andrefana, any Etazonian’i Amerika. Tao ilay mpaminany fahiny natao hoe Môrônia no nanafina ireo takela-bolamena mirakitra ny sasany tamin’ny rakitsoratry ny firenena Nefita sy Jaredita. Notarihin’i Môrônia, izay efa nitsangana tamin’ny maty, i Joseph Smith hankamin’izany havoana izany tamin’ny taona 1827 mba haka ireo takelaka sy handika ny ampahany taminy. Io dikanteny io no Bokin’i Môrmôna.