Fanampiana amin’ny fandalinana
Fanomezam-pahasoavan’ny Fanahy


Fanomezam-pahasoavan’ny Fanahy

Fitahiam-panahy manokana omen’ny Tompo ny olona mendrika ho tombontsoany ihany sy ho azy mba hoampiasaina hitahiana ny hafa. Momba ny filazalazana an’ireo fanomezam-pahasoavan’ny Fanahy, dia diniho ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 46:11–33; 1 Korintiana 12:1–12; Môrônia 10:8–18.