Fanampiana amin’ny fandalinana
Williams, Frederick G.


Williams, Frederick G.

Isan’ny mpitondra voalohany tao amin’ny Fiangonana naverina tamin’ny laoniny, izay nanompo tamin’ny maha- mpanolotsaina tao amin’ny Fiadidian’ny Fisoronana Avo (F&F 81; 90:6, 19; 102:3).