Fanampiana amin’ny fandalinana
Zezrôma


Zezrôma

Ao amin’ny Bokin’i Môrmôna, mpahay lalàna tao amin’ny tanànan’i Amônihà. Tsapan’i Almà sy i Amioleka tamin’ny alalan’ny Fanahy fa nandainga i Zezrôma. Niova fo ho amin’ny filazantsaran’i Kristy izy avy eo (Almà 11:21–46; 15:1–12).