Fanampiana amin’ny fandalinana
Synedriona


Synedriona

Ny antenimieran-doholona Jiosy sady fitsarana avo indrindra teo amin’ny Jiosy misahana ny lafin-javatra ara-piarahamonina sy ara-pivavahana. Ny Synedriona dia ahitana mpikambana iraika amby fitopolo izay nalaina avy teo anivon’ny lohan’ny mpisorona, ny mpanoradalàna, ary ny loholona. Antsoina matetika hoe ny kôlejy izany ao amin’ny soratra masina (Mat. 26:59; Mar. 14:55; Asa 5:34).