Fanampiana amin’ny fandalinana
Faneva


Faneva

Ao amin’ny Soratra Masina: saina, izay mampivondrona ny vahoaka noho ny tanjona na ny toetra iraisana. Tamin’ny fahagolan-tany, dia nampiasaina ny faneva ho famoriana ny miaramila an’ady. Ny Bokin’i Môrmôna sy ny Fiangonan’i Jesoa Kristy dia toy ny faneva ho an’ny firenena rehetra eto an-tany.