Fanampiana amin’ny fandalinana
Tanimbolin’ny Tompo


Tanimbolin’ny Tompo

Tandindon’ny saha iasana ara-panahy. Ao amin’ny soratra masina, ny tanimbolin’ny Tompo mazàna dia manondro ny mpianakavin’i Isiraely na ny fanjakan’ Andriamanitra eto an-tany. Manondro ireo olona eto an-tany amin’ny ankapobeny koa izany indraindray.