Fanampiana amin’ny fandalinana
Jareda, Rahalahin’i


Jareda, Rahalahin’i

Mpitondra iray ao amin’ny Bokin’i Môrmôna. Izy sy ny rahalahiny no nanangana ny firenena Jaredita fony izy ireo nitarika andian’olona avy tany amin’ny Tilikambon’i Babela hankamin’ny tany nampanantenaina, any amin’ny ilam-bolantany andrefana (Ete. 1–6). Lehilahin’ny finoana fatratra tokoa izy ka niresaka tamin’ Andriamanitra nifanatrika (F&F 17:1). Voarakitra ao amin’ny bokin’i Etera ny tantarany.