Fanampiana amin’ny fandalinana
Lela


Lela

Enti-maneho ny teny. Tokony hifehy ny lelany ny olomasina, izany hoe tokony hitandrina izay teneniny izy. Ny lela dia entina milaza fiteny sy vahoaka ihany koa. Amin’ny farany, ny lohalika rehetra handohalika ary ny lela rehetra hidera an’ Andriamanitra (Isa. 45:23; Roma. 14:11).