Fanampiana amin’ny fandalinana
Fanomezam-pahasoavana Hoenti-mamantatra


Fanomezam-pahasoavana Hoenti-mamantatra

Ny mahatakatra na ny mahafantatra zavatra amin’ny alalan’ny herin’ny Fanahy. Ny fanomezam-pahasoavana hoenti-mamantatra dia anankiray amin’ireo fanomezam-pahasoavan’ny Fanahy, ka anatin’izany ny fahatsapana ny tena toetry ny olona sy ny loharano ipoiran’ny fanehoam-panahy, ary koa ny heviny.