Fanampiana amin’ny fandalinana
Trosa


Trosa

Araka ny ampiasana azy ao amin’ny soratra masina, dia vola na fananana honerana amin’ny olona iray hafa ka mahatonga ny mpisambotra ho toy ny voafatotra. Amin’ny heviny iray hafa, Jesoa dia nampianatra fa tokony hangataka ny Ray isika hamela ny trosantsika na hanafaka antsika amin’ny fandoavana ny vidin’ny fahotantsika—amin’ny alalan’ny Sorompanavotan’i Jesoa Kristy—rehefa navelantsika ny heloka vitan’ny hafa tamintsika (Mat. 6:12; 3 Ne. 13:11).