Fanampiana amin’ny fandalinana
Jackson, Fivondronan’i, Missouri (Etazonia)


Jackson, Fivondronan’i, Missouri (Etazonia)

Ny toerana hiangonan’ny Olomasina amin’ny Andro Farany; izany hoe, ny ivon’ny toerana izay hananganany an’i Jerosalema Vaovao (F&F 57–58; 82; 101:69–71; 105:28).