Fanampiana amin’ny fandalinana
Jerobabela


Jerobabela

Anarana nomena an’i Gideona, ao amin’ny Testamenta Taloha, taorian’ny nandravany ny alitaran’i Bala (Mpits. 6:32; 7:1; 9; 1 Sam. 12:11).