Fanampiana amin’ny fandalinana
Partridge, Edward


Partridge, Edward

Isan’ny mpikambana voalohany sady mpitondra tao amin’ny fiangonana taorian’ny namerenana izany indray amin’izao andro izao. Nanompo tamin’ny maha-eveka voalohany tao amin’ny fiangonana i Edward Partridge (F&F 36; 41:9–11; 42:10; 51:1–18; 115; 124:19).