Fanampiana amin’ny fandalinana
Zôrama, Zôramita


Zôrama, Zôramita

Ao amin’ny Bokin’i Môrmôna, mpanompon’i Labàna izay niaraka tamin’i Nefia sy i Lehia nankany amin’ny tany nampanantenaina (1 Ne. 4:31–38). Noho ny fahatokian’i Zôrama, dia nitsodrano azy niaraka tamin’ireo zananilahy i Lehia (2 Ne. 1:30–32). Fantatra amin’ny anarana hoe Zôramita ny taranany (Jkb. 1:13).