Fanampiana amin’ny fandalinana
Phelps, William W.


Phelps, William W.

Isan’ny mpikambana sy mpitondra voalohany tao amin’ny Fiangonana taorian’ny namerenana izany indray ny taona 1830. Nantsoin’ny Tompo ho mpanonta printy ho an’ny Fiangonana i William Phelps (F&F 57:11; 58:40; 70:1).