Ana
Ao amin’ny Testamenta Vaovao, mpaminanivavy avy amin’ny firenen’i Asera. Tamin’ny fotoana nahaterahan’i Jesoa, dia vaviantitra sady mpitondratena izy. Nahita an’i Jesoa zaza izy tamin’ny nanolorana Azy teo amin’ny tempoly ary nanaiky Azy ho Mpanavotra (Lio. 2:36–38).