Fanampiana amin’ny fandalinana
Pelega


Pelega

Ao amin’ny Testamenta Taloha, zanakalahin’i Ebera sady zafimpaladian’i Sema. Tamin’ny androny no nizara ny tany (Gen. 10:22–25).