Fanampiana amin’ny fandalinana
Fahamarinana (fitsarana, lalàna)


Fahamarinana (fitsarana, lalàna)

Ny vokatra tsy azo ihodivirana miendrika fitahiana noho ny eritreritra sy ny asa tsara, ary famaizana kosa noho ny ota tsy nibebahana. Ny fahamarinana dia lalàna mandrakizay izay mitaky famaizana isaky ny misy fandikana ny didin’ Andriamanitra (Almà 42:13–24). Tsy maintsy manefa ny famaizana ny mpanota raha tsy mibebaka (Môzià 2:38–39; F&F 19:17). Raha mibebaka izy, dia ny Mpamonjy no manefa ny famaizana amin’ny alalan’ny sorompanavotana sy miantso famindram-po (Almà 34:16).