Fanampiana amin’ny fandalinana
Betlehema


Betlehema

Tanàna kely miorina sahabo ho valo kilaometatra, atsimon’i Jerosalema. Ny hoe Betlehema dia “tranon’ny mofo” no heviny amin’ny fiteny Hebreo; izany koa dia atao hoe Efrata, ka “mahavokatra” no heviny. Teraka tao Betlehema i Jesoa Kristy (Mika 5:2; Mat. 2:1–8). Izany no toerana nilevenan’i Rahely, (Gen. 35:19; 48:7).