Fanampiana amin’ny fandalinana
Fitomaniana, Bokin’ny


Fitomaniana, Bokin’ny

Boky iray ao amin’ny Testamenta Taloha izay nosoratan’i Jeremia. Izany dia fitambarana tononkalo sy hiram-pitoriana noho ny nahalavoan’i Jerosalema sy ny firenen’i Isiraely. Nosoratana taorian’ny fahalavoan’ny tanàna ny boky, tokony ho tamin’ny 586 taona taorian’i Kristy.