Fanampiana amin’ny fandalinana
Fanevan’ny Fahafahana


Fanevan’ny Fahafahana

Faneva natsangan’i Môrônia, lehiben’ny tafika Nefita ao amin’ny Bokin’i Môrmôna. Nanao faneva i Môrônia hanosika ny vahoaka Nefita hiaro ny fivavahany, ny fahafahany, ny fandriampahalemany ary ny fianakaviany.