Fanampiana amin’ny fandalinana
Fanafiana Masina


Fanafiana Masina

Amin’ny ankapobeny dia fanomezana hery avy amin’ Andriamanitra no heviny. Ny mpikambana mendrika ao amin’ny Fiangonana dia afaka mandray ny fanomezana hery amin’ny alalan’ireo ôrdônansin’ny tempoly izay manome azy ny fahalalana sy ireo fanekempihavanan’ny Fisoronana Masina izay ilainy, mba hahazoany fisandratana. Ao anatin’ny fanafiana masina ny fahalalana ny momba ny drafitry ny famonjena.