Fanampiana amin’ny fandalinana
Gôliata


Gôliata

Ao amin’ny Testamenta Taloha, Filistiana goaibe izay nihantsy ny tafika Isiraely. Nanaiky ny fihantsiany i Davida ary nahafaty azy, nomban’ny fanampian’ny Tompo (1 Sam. 17).